Ny Sambonay (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino izahay f'Ianao ry Tompo no miantso izao
Mino izahay f'Ianao gvfac ry Jeso no mitarika anay
Na aiza aleha na inona atao matoky Anao izahay
Na misy rivotra na onjan-drano
Ho tonga ilay sambonay
Mbola lavitra anefa ny dia
Mandroso mandroso hatrany
Tsy mbola tazana raha miala ety
Izay ahatongavana any
Nefa jdqato dia mino matoky izahay
F'Ianao tsy mba mandao ry Ray
Ka ny finoana sy fanantenana
Ho tonga ilay sambonay
Ny teninao no ampinga tsara izay ho entinay
Ny teninao no tononkira.serasera.org he mampahery raha vao kivy indraindray
Ampionao sy hatanjaho izao mpanomponao izao
Na ady mmgkrwj sarotra latsa sy eso

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira EZRAHITAHits : 2584
Likes : 0 Like
Created by : tasnapiso
Date : 26/02/2014 12:03