Tena tia ahy tokoa Jesoa (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Tsy mba nahafoy ahy Jesoa
Ka namonjy ahy izay nania
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Nampitraka ny foko tomany
Nanadio oywyrmy ahy tamin'ny rany
Ka nanolotra fiainam-baovao
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Tena tononkira.serasera.org sakaiza tsara Jesoa
Sahy nanolotra ny ainy Jesoa
Hamonjeny ahy izay mpanota
Izaho tsy manana afa-tsy Jesoa
Eny ekeko izay okqkdx fitondrany
Izay sitrany sitrako hatrany
Ka natsiky na koa hoe tomany
Jesoa tiako ary tia usoyftwt ahy hatrany
Tsy mba nahafoy ahy Jesoa
Ka namonjy ahy izay nania
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Nampitraka ny foko tomany
Nanadio oywyrmy ahy tamin'ny rany
Ka nanolotra fiainam-baovao
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Tena tononkira.serasera.org sakaiza tsara Jesoa
Sahy nanolotra ny ainy Jesoa
Hamonjeny ahy izay mpanota
Izaho tsy manana afa-tsy Jesoa
Eny ekeko izay okqkdx fitondrany
Izay sitrany sitrako hatrany
Ka natsiky na koa hoe tomany
Jesoa tiako ary tia usoyftwt ahy hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira EZRAHITAVangy : 707
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sevenarak
Daty : 03/04/2023 08:29
