Fanahy Masina (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fanahy Masinao no hameno ahy
Handreseko lay satana fahavaloko
Ny Fanahy Masinao hampianatra ahy
Hanoro ahy izay lala-marina
REF : tononkira.serasera.org Ka fenoy ny Fanahy Masinao ny foko
Hanjakao mba tsy hisy mipentipentina
Mamenoa ny fiainako Ianao Jesosy ô!
Mitoera amiko Fanahy Masina ô!
Marobe ny sedram-piainana ety
Indraindray mahakivy toa tsy tantiko
Hatanjaho Jesoa fa reraka am-panahy
Tantano sy tohano Fanahy ô!
REF: Ka fenoy ny Fanahy Masinao ny foko
Hanjakao mba tsy hisy mipentipentina
Mamenoa ny fiainako Ianao qmme Jesosy ô!
Mitoera amiko Fanahy Masina ô!
REF: Ka fenoy ny Fanahy Masinao ny foko
Hanjakao hjzy mba tsy hisy mipentipentina
Mamenoa ny fiainako Ianao Jesosy ô! gvqbadsb
Mitoera amiko Fanahy Masina ô!
Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe - AMPIZIFA
Handreseko lay satana fahavaloko
Ny Fanahy Masinao hampianatra ahy
Hanoro ahy izay lala-marina
REF : tononkira.serasera.org Ka fenoy ny Fanahy Masinao ny foko
Hanjakao mba tsy hisy mipentipentina
Mamenoa ny fiainako Ianao Jesosy ô!
Mitoera amiko Fanahy Masina ô!
Marobe ny sedram-piainana ety
Indraindray mahakivy toa tsy tantiko
Hatanjaho Jesoa fa reraka am-panahy
Tantano sy tohano Fanahy ô!
REF: Ka fenoy ny Fanahy Masinao ny foko
Hanjakao mba tsy hisy mipentipentina
Mamenoa ny fiainako Ianao qmme Jesosy ô!
Mitoera amiko Fanahy Masina ô!
REF: Ka fenoy ny Fanahy Masinao ny foko
Hanjakao hjzy mba tsy hisy mipentipentina
Mamenoa ny fiainako Ianao Jesosy ô! gvqbadsb
Mitoera amiko Fanahy Masina ô!
Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe - AMPIZIFA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 1640
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : EmpaMandala
Daty : 19/08/2019 06:35
