Tsy mendrika (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miankohoka, miaiky heloka aho fa diso
Fa resy sy lavo zbkph aho, tsy hlpsnusr nisaina ny ampitso
Revon’ny ota aho sy filibana,
Tafalats'am-pahotana.
Tena resy sy potraka aho swqzxraq Raiko tia.
Koa mamelà Raiko ô, (fa meloka aho)
Diovy ny otako ee
Fa tsy mendrika aho
Mba amindrao fo
2- Miaiky heloka aho ka hiverina aminao
Tsy hamerina intsony, aho, ireo lasako fanao.
Mba ho olombaovao tononkira.serasera.org manomboka anio
Mpanota aho taloha, androany aho voadio.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVangy : 452
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 24/10/2025 10:42