Tsy mendrika (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miankohoka, miaiky heloka aho eulzqrq fa diso
Fa resy sy lavo aho, izrnwhuo tsy tononkira.serasera.org nisaina ny ampitso
Revon’ny ota aho sy filibana,
Tafalats'am-pahotana.
Tena resy sy potraka aho Raiko tia.
Koa mamelà Raiko ô, (fa meloka aho)
Diovy ny otako ee
Fa tsy mendrika aho
Mba amindrao fo
2- Miaiky heloka aho ka hiverina aminao
Tsy hamerina intsony, aho, ireo lasako fanao.
Mba ho olombaovao manomboka anio
Mpanota aho taloha, oibv androany aho voadio.
Fa resy sy lavo aho, izrnwhuo tsy tononkira.serasera.org nisaina ny ampitso
Revon’ny ota aho sy filibana,
Tafalats'am-pahotana.
Tena resy sy potraka aho Raiko tia.
Koa mamelà Raiko ô, (fa meloka aho)
Diovy ny otako ee
Fa tsy mendrika aho
Mba amindrao fo
2- Miaiky heloka aho ka hiverina aminao
Tsy hamerina intsony, aho, ireo lasako fanao.
Mba ho olombaovao manomboka anio
Mpanota aho taloha, oibv androany aho voadio.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyHits : 453
Likes : 0 Like
Created by : RadoBass
Date : 24/10/2025 10:42
