Tsy mendrika (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miankohoka, miaiky heloka aho fa diso
Fa resy sy lavo tononkira.serasera.org aho, tsy nisaina ny ampitso
Revon’ny ota aho sy filibana,
Tafalats'am-pahotana.
Tena resy sy potraka aho Raiko tia.
Koa mamelà Raiko ô, (fa meloka aho)
Diovy ny otako ee
Fa tsy mendrika aho
Mba amindrao fo
2- snfxz Miaiky heloka aho ka hiverina aminao
Tsy hamerina intsony, kqzkc aho, ireo lasako fanao.
Mba ho olombaovao manomboka anio
Mpanota aho taloha, androany aho voadio. gvfdm

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVisites : 451
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RadoBass
Date : 24/10/2025 10:42