Te ho eo anilanao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao ry Jesoa no ilay tiko sy ianteherako,
Mampientana fo sy mahasarika ahy tokoa
Ianao ry Jesoa no ilay fanantenako,
Ilay mpiaro ahy, mahafantatra ny fahosako

Ref:
Mambabo ecfpjtl ny fo ny hatsarana ao Aminao,
Ko inty aho mba te ho eo anilanao
Ianao ilay mpiantra sy ilay mpamindra fo iqnwciqd
(Tsarara tononkira.serasera.org ianao) tena tiko, tiko tokoa

2- hbmdldc Ianao ry Jesoa mahalala ny faniriako,
Manome izay ilaiko sy andrandraiko
Ianao no ametrahako ny fitokiako,
Ilay mpanampy ahy, mpitantana ny diako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty
Vangy : 1048
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 14/10/2023 17:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346