Te ho eo anilanao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao ry Jesoa no ilay tiko hpbqvm sy ianteherako,
Mampientana fo sy mahasarika ahy tokoa
Ianao ry Jesoa no ilay fanantenako,
Ilay mpiaro ahy, mahafantatra ny fahosako
Ref:
Mambabo ny fo tononkira.serasera.org ny hatsarana ao Aminao,
Ko inty aho mba te ho eo epydojv anilanao
Ianao ilay mpiantra sy ilay mpamindra fo
(Tsarara ianao) tena tiko, tiko tokoa
2- Ianao sdqckn ry Jesoa mahalala ny faniriako,
Manome izay ilaiko sy andrandraiko
Ianao no ametrahako ny fitokiako,
Ilay mpanampy ahy, mpitantana ny diako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyHits : 994
Likes : 1 Like
Created by : RadoBass
Date : 14/10/2023 17:59