Te ho eo anilanao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao ry Jesoa no ilay tiko sy ianteherako,
Mampientana fo sy mahasarika ahy tokoa
Ianao ry Jesoa no ilay fanantenako,
Ilay mpiaro ahy, mahafantatra ny fahosako
Ref:
Mambabo ny fo ny hatsarana ao Aminao,
Ko inty aho mba te ho eo anilanao
Ianao ilay mpiantra sy ilay mpamindra fo
(Tsarara ianao) tena tiko, tiko tokoa
2- Ianao ry Jesoa mahalala ny faniriako,
Manome izay ilaiko sy andrandraiko
Ianao no ametrahako tononkira.serasera.org ny fitokiako,
Ilay mpanampy ahy, qbivwb zjqg aspfmlo mpitantana ny diako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVisites : 1047
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RadoBass
Date : 14/10/2023 17:59