Iantrao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangaika amin’ny feo avo agnay mangataka fiantrana
Mpanota matevi-koditsa no miandrandra ny famelana
Revon’ny fiaignana eto agnay tsy nisaigna ny hiafarana
Ko tsa mba namisavisa hoe vana misy ny paradisa
De roso nitonatonana, navela ny fiangonana
Nilaozana ny eglizy txgkn fa de nanompo ny sikidy
Nivily amin’ny qfwy lalan-dratsy, tsa nieritseritsa ny ho faty
Niseho nahaleo tegna ko de nanompo vola aman-karena
Fa diso eroa agnay baba ô, tsa mendrika ny hiantrana e e
Ketraka sy resy e fa lavon’ny tononkira.serasera.org fahantrana
Koa tjoiuku amindrao fo, Tompo ô
Ty zanakao mitalaho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVangy : 329
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 24/10/2025 10:52