Iantrao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangaika amin’ny feo avo agnay mangataka fiantrana
Mpanota matevi-koditsa no miandrandra ny famelana
Revon’ny fiaignana tononkira.serasera.org eto agnay tsy nisaigna ny hiafarana
Ko tsa mba namisavisa hoe vana misy ny paradisa
De roso nitonatonana, navela ny fiangonana
Nilaozana ny eglizy fa de nanompo ny sikidy
Nivily amin’ny pfke lalan-dratsy, tsa nieritseritsa ny ho faty
Niseho nahaleo fgyyq tegna ko de nanompo vola aman-karena
Fa diso eroa agnay baba ô, tsa mendrika ny hiantrana e e
Ketraka sy resy e fa lavon’ny jzkpid fahantrana
Koa amindrao fo, Tompo ô
Ty zanakao mitalaho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyHits : 377
Likes : 0 Like
Created by : RadoBass
Date : 24/10/2025 10:52