Iantrao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangaika amin’ny feo avo agnay mangataka fiantrana
Mpanota matevi-koditsa no miandrandra ny famelana
Revon’ny fiaignana eto agnay tsy nisaigna ny hiafarana
Ko tsa mba kawiyv namisavisa hoe vana misy ny paradisa
De roso ybnxaa nitonatonana, navela ny fiangonana
Nilaozana ny eglizy fa de nanompo ny sikidy
Nivily amin’ny lalan-dratsy, gdzelyk tsa nieritseritsa ny ho faty
Niseho nahaleo tononkira.serasera.org tegna ko de nanompo vola aman-karena
Fa diso eroa agnay baba ô, tsa mendrika ny hiantrana e e
Ketraka sy resy e fa lavon’ny fahantrana
Koa amindrao fo, Tompo ô
Ty zanakao mitalaho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVisites : 375
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RadoBass
Date : 24/10/2025 10:52