Courage (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Courage

(Choeur)
Courage gn'olo managny Anao Jesosy
Tsy manandraha manahiragny fa da matoky
Ndre da ino e raha hibôky an-tany etoy
Ndre d'akô gnaia e raha mahazo etoy, da mahery,
Da Courage gne miarak'Aminao

Laha iao raiky avao, da tsy hiala Aminao
Mana Anao Jesosy, afaky matoky

Ts'abodako gne tagnanao rô
Fa nahitako hasambara
Da sebosebo gne managn'Anao
Miteratera fa olo sambatry

A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Vangy : 136
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 19/08/2024 14:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0215