Hira Faneva (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre vwzhbz : obzyu Hira Faneva
Fa izahay tononkira.serasera.org kosa dia mitory an'i Kristy
Izay voahombo tamin'ny hazo fijaliana
Nitondra ny helokay nanafaka ny otanay
Nampiditr'ahy mba ho isan'ny handova lanitra
1- Izao no voadiko Aminao ry Jesosy Tompo
Na qdqfeu aiza no haleha vonona aho ny hitory Anao
Na inona hiseho 'zaho tsy hivadika satria izaho efa Anao
Vonona hanao ny asaNao ry Jesosy ô
Fa izahay kosa dia mitory an'i Kristy
Izay voahombo tamin'ny hazo fijaliana
Nitondra ny helokay nanafaka ny otanay
Nampiditr'ahy mba hoisan'ny handova lanitra
2- 'Ndreto izahay mijoro hitory ny teniNao
Manolo-tena hanatanteraka ny asaNao
AMBOARAM-PEO MITORY AN'I KRISTY Jesosy
Vonona hanao ny asaNao ry Jesosy ô!
Fa izahay kosa dia ............
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 610
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 27/08/2024 05:21