Ialao ny toaka (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Ialao ny toaka
1- Azafady 'ndrazo 'ndraika moa raona
Mitainoa soa f'aja mba mitroatroatsa
Ny toaka zareo mba ialao fa tsa mahasoa ieeeee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny vady amanjanaka
Ny ekôlazin'ny kilonga ja laniana
Ny mandry atatatsa tsa ghxywb voninahitsa
Afabaraka e! ro filaza an'zay aaaa
Eko ialao ny toaka zareo aa!!(E wdxi ialao eee)
Tsa mahasoa an'io, manimba anao an'io
Mba diniho zay hiafarana
Mivavaha fa Jesosy hagnafak'anao aaa!
2- Lehy ny toaka tsa mba mampilami-tsaigna
I Jesoa ro tena afak'hitaraignana
Ny toaka avilay mayusdtl aj'andaniana ny vola apôsinao ieee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny .........
Eko ialao ny ...............
A/C tononkira.serasera.org : Hasiniaina Wedneslas

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Visites : 561
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Isco
Date : 27/08/2024 05:26