Soa fa teo Ianao (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Soa fa teo Ianao
(Choeur)
Raha mandinika ny ikpchjey lasako aho, ka mibanjin'ilay ho avy
Dia tsaroako ny fitiavanao, Ry Andriamanitra be indra tononkira.serasera.org fo
(Satria Ianao no hany tokana)Ianao no hany tokana ho Ahy, nanambitamby nampahery
Soa fa teo Ianao mrgcat Jesosy ô, nitantana Ahy hatrizay
(Sôlô)
Raha tsy teo angamba Ianao Jesosy
Asa izay nanjo ity Fiainako
Fa dbzy tia tokoa Ianao tsy mba nandao
Ny Fahasoavanao no naha toy izao ahy
(Choeur)
Ouhhh Ouhhh Ouhhh Ouhhh Ouhhh Ouhhh
Mahery aho manana Anao, matoky tsy manahy, satria tantanaNao
Misaotra Anao aho ry Tompo ô!Fa Ianao no naha toy izao ahy
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 612
Likes : 1 Like
Created by : Isco
Date : 19/08/2024 14:19