OnenoNao ny foko (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : OnenoNao ny foko

(Uni-son vehivavy / Choeur)
Atolotro Anao izao anio izao ry Ray
Ny fianako sy izay kysq rehetra mikasika ahy koa
Anjakaonao tanteraka,esory izay tsy avy Aminao
Onenonao ny foko fa mila Anao tokoa

(Choeur)
Fa ltkzc raha tsy Ianao no manjaka ato am-poko
Dia ho zava-poana izay rehetra iriko ho tanteraka
Koa miangavy Anao, ekeo ny faniriako
Mitoera ato agtsdfe anatiko Ianao

(Sôlô vehivavy / Choeur)
Iriko ny hitoetra eo Aminao Jesosy ô!
Hisitraka fiadanam-po ka hijoro ho Anao
Halaviro ahy tononkira.serasera.org ny fakampanahy, ny tsy finoana ihany koa
Ka mba hahaizako manara-dia Anao

Fa raha tsy Ianao......(×2)

A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Vangy : 667
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 19/08/2024 14:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8218