Courage (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Courage(Choeur)
Courage gn'olo managny Anao Jesosy
Tsy manandraha manahiragny fa da matoky
Ndre da ino e raha hibôky an-tany etoy
Ndre d'akô gnaia e raha mahazo etoy, da mahery,
Da Courage gne miarak'Aminao
Laha iao raiky avao, da tsy hiala Aminao
Mana Anao Jesosy, afaky matoky
Ts'abodako gne tagnanao rô
Fa nahitako hasambara
Da sebosebo gne managn'Anao
Miteratera fa olo sambatry
A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 134
Likes : 1 Like
Created by : Isco
Date : 19/08/2024 14:01