I Jesosy (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : I Jesosy

(Choeur)
1- Hotaliliako amitika longo
Ty momba Jesosy zao e!
I'e nagnafaky e!Ndaty e maro
Namonjy e! Ty ainao

(Sôlô Lehilahy)
I Jesosy raiky irampigno, tsy hahatrobo anao e!
I Jesosy raiky ro hazomanga afaky e! Hamonjy anao e!
(Choeur)
I Jesosy, I Jesosy, I Jesosy, I Jesosy
I Jesosy, I Jesosy, I Jesosy raiky avao e!

(Choeur)
Izay e ty raha itiavako Azy e!
Tia olo tsy magnava-poko!
Ndra foty ndra mainty tsy agnavaha 'e
I Jesosy ndaty e! Soa fagnahy

(Choeur)
2- Janjignonao fa Jesosy zao e!
Anak'Andrianagnahary e!
Nanetry tegna nijotso antany e!
Fitiavagn'atika zay!

(Sôlô).............
(Choeur)........

A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Vangy : 69
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 20/08/2024 06:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727