Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ndao hifankatia (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ilay zokitsika
Jesoa lay namonjy ogovbmp atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon'ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay Ray ny lsvb fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny tononkira.serasera.org mifankatia
Mahasambatra ny uwrexas miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
Jesoa lay namonjy ogovbmp atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon'ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay Ray ny lsvb fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny tononkira.serasera.org mifankatia
Mahasambatra ny uwrexas miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Vangy : 714
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Daty : 21/07/2022 09:22
