Ndao hifankatia (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ilay zokitsika
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon'ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia
Avy tononkira.serasera.org amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay qmpqf Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny pzyag mifankatia
Mahasambatra fzcdku ny miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon'ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia
Avy tononkira.serasera.org amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay qmpqf Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny pzyag mifankatia
Mahasambatra fzcdku ny miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Hits : 683
Likes : 1 Like
Created by : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:22
