Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ndao hifankatia (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mdwchdb Jesoa tononkira.serasera.org ilay zokitsika
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra fuwgqhti tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon'ny dia
Nampianatra mba qfstwjwp haneo ilay fitia
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny mifankatia
Mahasambatra ny miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra fuwgqhti tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon'ny dia
Nampianatra mba qfstwjwp haneo ilay fitia
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny mifankatia
Mahasambatra ny miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Visites : 713
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:22
