Nitoeranao ny foko (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitoeranao ny foko pbxymit tojo hafaliana aho
Vonona aho izao ny hanompo
Sy ny hanao ny sitrakao

Ianao irery Tompo no hitarika tononkira.serasera.org ny lalako
Ianao irery Tompo no hamela ny fahotako
Fahiny aho ry Raiko tsy mba nahalala etaniiv Anao

Ankehitriny re ny aiko foiko re ho anao
Tsy mba fantatro akory fa Ianao
Tompo tena tia

No mpiantra ireo izay ory
Sy mpamonjy izay very hbokbvn diha
Ka avia , raiso aho Tompo tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296