Ampiraiso izahay (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay hataky ny Tomponay
Ampiray ho iray izao tontolo izao
tononkira.serasera.org No vavaka aminao
Mba ho iray ihany hatreto an-tany ny mino
Ka tsy hanadino fa hanao zanakao
Mbola hisy ary tena misy ny fisarahana
Eny misy usnmmwr nohon’ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon’afaka
Tsy hisy intsony anie ireo finoana kicfykbx be ghzjktvn dia be
Nampisaraka hatrizay na dia samy zanakao
Ry Ray Ianao no mampiray
Ampiraiso izahay fa izay no vavakay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboarampeo FaravohitraVangy : 4410
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 09:14