Iraho aho (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay ! eny njay ! reko ny antsonao
Miantso ahy ianao hanao ny irakao
Ho irakao hitory famonjena ny firenenay
Famonjena atolotrao Ray dia fitiavana anay
Mpanota mba ho olonao

Inty aho tgbwfs iraho Tompo ypwhvdo ô !
Hamasino izaho ho irakao , tononkira.serasera.org iraho aho
Inty aho e Raisinao Ho Anao
Mba omeo hery , dia hamasino aho Tompo ô !
Tompo o tfikufx ! vonona aho izao
Iraho aho Tompo ô !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboarampeo Faravohitra
Visites : 3678
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 24/05/2007 17:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0587