Ny Fifankatiavana (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifankatiavana no wczlsfxa vatsy ho entinay
Hamakivaky irony lalana
Hidera ny Anaranao ry Ray
Midera Anao ry Ray ! ny Amboarampeo
Vonon’izahay , vonona haneho ny voninahitrao
Vonona tononkira.serasera.org hampiseho fa Tompo Ianao
Ny Amboarampeo kqakd mijoro elidpcj hanompo Anao
Hiara-hanandrampeo mba hiderana Anao
Voninahitra anie ho Anao ka hihira hoe : Haleloia !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboarampeo FaravohitraVangy : 3058
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 24/05/2007 17:22