Nitoeranao ny foko (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitoeranao ny foko tojo hafaliana aho
Vonona aho izao ny hanompo
Sy ny hanao ny sitrakao
Ianao irery Tompo no hitarika ny lalako
Ianao irery Tompo no hamela tononkira.serasera.org ny fahotako
Fahiny aho ry ogqve Raiko tsy mba nahalala Anao
Ankehitriny re ny aiko foiko re ho anao
Tsy mba fantatro akory fa Ianao anzzr
Tompo tena tia
No mpiantra ireo izay ory
Sy mpamonjy izay very osagygr diha
Ka avia , raiso aho Tompo tia
Vonona aho izao ny hanompo
Sy ny hanao ny sitrakao
Ianao irery Tompo no hitarika ny lalako
Ianao irery Tompo no hamela tononkira.serasera.org ny fahotako
Fahiny aho ry ogqve Raiko tsy mba nahalala Anao
Ankehitriny re ny aiko foiko re ho anao
Tsy mba fantatro akory fa Ianao anzzr
Tompo tena tia
No mpiantra ireo izay ory
Sy mpamonjy izay very osagygr diha
Ka avia , raiso aho Tompo tia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboarampeo FaravohitraVisites : 3017
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 24/05/2007 18:39
