Nitoeranao ny foko (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitoeranao ny foko tojo hafaliana aho
Vonona aho izao ny hanompo
Sy ny hanao ny sitrakao

Ianao irery Tompo no hitarika xdua ny lalako
Ianao irery Tompo no hamela ny fahotako
Fahiny aho ry Raiko tsy mba nahalala Anao

Ankehitriny re ny aiko foiko re ho anao
Tsy mba fantatro akory fa Ianao
Tompo tononkira.serasera.org tena tia

No vnec mpiantra ireo izay ory
Sy mpamonjy izay very dffku diha
Ka avia , raiso aho Tompo tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384