Ny Faniriako (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Ianao ihany ry vncxptux Tompoko
No antenaiko hatrany handamina ny fiainako
Mpanota efa ecgqzwq vety te-hanatona Anao
Sitrapo fa tsy an-tery ka mba raisinao
Fa ireo fahotako avelao re
Na ireo adalako hodio tsy hita re
Tariho re ny diako , Tompo ô pqfkps raha sitrakao
Tanteraho ny faniriako iangaviako Anao tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboarampeo FaravohitraVangy : 3355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 11:21