TSY ATO IZY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Maria, ry Salome, raha vao bzbpphrw maraina
Mankany am-pasana
1-Hitady an’I Jesoa ve
Ry Maria sy Salome
Ary talanjon’ireo satria
nitsangana Izy
2-Ilay Jesoa nombohana
Niaritra ny fijaliana
Zay maty mba ho mpanavotra
Nefa hbbp nitsangana
Ndeha jereo fa tononkira.serasera.org tsy ato Izy Ndeha jereo
fa teo no nametrahana ny Tompo ilay Kristy
Tsy ato Izy f’efa nitsangana
Ndeha jereo fa tsy ato Izy fahafatesana
Dia resiny satria JESO no ilay Mesia
Tsy rwezkld ato Izy f’efa nintsangana
Feony: RAHAINGONJANAHARY Rodolph
Tonony : Marka 16/1,6
Mankany am-pasana
1-Hitady an’I Jesoa ve
Ry Maria sy Salome
Ary talanjon’ireo satria
nitsangana Izy
2-Ilay Jesoa nombohana
Niaritra ny fijaliana
Zay maty mba ho mpanavotra
Nefa hbbp nitsangana
Ndeha jereo fa tononkira.serasera.org tsy ato Izy Ndeha jereo
fa teo no nametrahana ny Tompo ilay Kristy
Tsy ato Izy f’efa nitsangana
Ndeha jereo fa tsy ato Izy fahafatesana
Dia resiny satria JESO no ilay Mesia
Tsy rwezkld ato Izy f’efa nintsangana
Feony: RAHAINGONJANAHARY Rodolph
Tonony : Marka 16/1,6
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1126
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:50
