VAVAKA (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô! Mangataka izahay
Ny hitahianao izato fiainanay
Fa fahoriana, nkmxwqc fijaliana no iainanay
Ka mila anao hanafaka anay
Isan’andro toa ory lalandava
Miezaka tononkira.serasera.org aho ny ho faly ka manoka-bava
Miantso anao, manompo ihany koa
Fa mila vonjy aminao ry mxgl Tompo soa
Mangatak’izahay miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
Ireo adalana, fanenjehana mandrava
Ireo ditra mahadomelina izay mangeja
Esory re, ravao ihany koa
Tsy hasakana ny fanompoana Anao Tsitoha
Ka dia matoky izahay ry Ray
Fa ho vimbininao izato fiainanay
Ka ny asan’ny satana mitady hamingana
Efa pqdbhba resy, efa rava ringana
Mangatak’izahay miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
Ny hitahianao izato fiainanay
Fa fahoriana, nkmxwqc fijaliana no iainanay
Ka mila anao hanafaka anay
Isan’andro toa ory lalandava
Miezaka tononkira.serasera.org aho ny ho faly ka manoka-bava
Miantso anao, manompo ihany koa
Fa mila vonjy aminao ry mxgl Tompo soa
Mangatak’izahay miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
Ireo adalana, fanenjehana mandrava
Ireo ditra mahadomelina izay mangeja
Esory re, ravao ihany koa
Tsy hasakana ny fanompoana Anao Tsitoha
Ka dia matoky izahay ry Ray
Fa ho vimbininao izato fiainanay
Ka ny asan’ny satana mitady hamingana
Efa pqdbhba resy, efa rava ringana
Mangatak’izahay miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Mi-RayHits : 1404
Likes : 0 Like
Created by : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 09:34
