Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miderà an'Andriamanitra (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key C 4/4
Feo 1 sy 2:
Miderà an'Andriamanitra
Miderà Azy, Asany lehibe
Miderà Azy amin'ny voninahiny, DC
Feo 3 sy 4:
Miderà an'Andriamanitra
amin'ny tempoliny masina
Miderà azy amin'ny asany
Miderà azy amin'ny voninahiny, DC
(Miderà Azy amin'ny anjomara) thdwrvva in-4
Miderà Azy amin'ny lokanga
Miderà Azy amin'ny valiha
Amin'ny zavatra tendrena,
Amin'ny kipantsona maneno
Miderà Azy tononkira.serasera.org amin'ny lokanga
Miderà Azy amin'ny valiha
Amin'ny zavatra tendrena
Amin'ny kipantsona maneno
Amin'ny kipantsona maneno
Amin'ny kipantsona maneno
Miderà Azy Izay ffrqu rehetra miaina
'Zay rehetra miaina,
'zay rehetra miaina
'zay rehetra miaina, midera
Miderà rifxofnj an'Andriamanitra... D. S
3/4
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Haleloiah.
Feo 1 sy 2:
Miderà an'Andriamanitra
Miderà Azy, Asany lehibe
Miderà Azy amin'ny voninahiny, DC
Feo 3 sy 4:
Miderà an'Andriamanitra
amin'ny tempoliny masina
Miderà azy amin'ny asany
Miderà azy amin'ny voninahiny, DC
(Miderà Azy amin'ny anjomara) thdwrvva in-4
Miderà Azy amin'ny lokanga
Miderà Azy amin'ny valiha
Amin'ny zavatra tendrena,
Amin'ny kipantsona maneno
Miderà Azy tononkira.serasera.org amin'ny lokanga
Miderà Azy amin'ny valiha
Amin'ny zavatra tendrena
Amin'ny kipantsona maneno
Amin'ny kipantsona maneno
Amin'ny kipantsona maneno
Miderà Azy Izay ffrqu rehetra miaina
'Zay rehetra miaina,
'zay rehetra miaina
'zay rehetra miaina, midera
Miderà rifxofnj an'Andriamanitra... D. S
3/4
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Haleloiah.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 1095
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 17/03/2020 21:35
