Ny Akon'ny Paradisa (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny akon'ny paradisa, mijoro hatrany
Na betsaka reo sedra , mandalo ihany
Hihira hidera, hanandram-peo
Ny tanjona de iray , ho any an-danitra
ouh,ouh,ouhouh...

REf:
Ndao vrxoolyt hanandratra, fa mendrika Azy ny dera sy Voninahitra
Izahay mijoro , mitaona anao ho any am ppha paradisa

2-Apetrakay aminao ny ampitsonay
Ianao mahalala ny mety sy nymahasoa anay
Ahafahanay mitory tononkira.serasera.org hatrany ny anaranao
Maneran-tany , atombokay ghvsjdkd dieny zao

REf...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Vangy : 714
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 22/03/2024 09:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487