Ny Akon'ny Paradisa (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny akon'ny paradisa, mijoro hatrany
Na betsaka reo sedra , mandalo ihany
Hihira hidera, hanandram-peo
Ny tanjona de iray , ho any an-danitra
ouh,ouh,ouhouh...

REf:
Ndao hanandratra, fa mendrika Azy ny dera sy Voninahitra
Izahay mijoro , mitaona anao ho any am paradisa

2-Apetrakay aminao ny ampitsonay
Ianao mahalala ny mety sy nymahasoa anay
Ahafahanay mitory hatrany ny anaranao
Maneran-tany , atombokay dieny zao

REf...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Visites : 122
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717