Ho irakao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa enonay ny antsonao ry Ray
Koa mijoro anio ireto olonao
Na dia sarotra ny asa miandry anay
Dia manolo tena izahay ho Anao
Refrain:
Izahay Akon'ny Lanitra dia hitory ny hafatrao
Ho mpanomponao Andriamanitra izahay tanoranao
Ka ynwfeul tsy ny feonay tononkira.serasera.org no ho re fa ny lanitra no hanako
Hampiasao ho irakao ny Akon'ny Lanitra
Andriamanitra o arotsahy Ilay Fanahy
Mba ahafahanay mamita ny bvzqrek asanao
Dia omeo hery izahay mba ho sahy
Ka hitaona ny hafa hiverina Aminao
A/C: Rizia cddbdem Rbrl
Koa mijoro anio ireto olonao
Na dia sarotra ny asa miandry anay
Dia manolo tena izahay ho Anao
Refrain:
Izahay Akon'ny Lanitra dia hitory ny hafatrao
Ho mpanomponao Andriamanitra izahay tanoranao
Ka ynwfeul tsy ny feonay tononkira.serasera.org no ho re fa ny lanitra no hanako
Hampiasao ho irakao ny Akon'ny Lanitra
Andriamanitra o arotsahy Ilay Fanahy
Mba ahafahanay mamita ny bvzqrek asanao
Dia omeo hery izahay mba ho sahy
Ka hitaona ny hafa hiverina Aminao
A/C: Rizia cddbdem Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:02
