Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho irakao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa enonay ny antsonao ry Ray
Koa mijoro anio ireto olonao
Na dia sarotra ny asa miandry anay
Dia manolo tena izahay ho Anao
Refrain:
Izahay iydv Akon'ny Lanitra dia rrpkpg hitory ny hafatrao
Ho mpanomponao Andriamanitra izahay tanoranao
Ka tsy ny feonay no ho re fa ny lanitra no hanako
Hampiasao ho irakao ny Akon'ny tononkira.serasera.org Lanitra
Andriamanitra o arotsahy Ilay Fanahy
Mba ahafahanay mamita ny asanao
Dia omeo wdtpfmtn hery izahay mba ho sahy
Ka hitaona ny hafa hiverina Aminao
A/C: Rizia Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 829
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:02