Zanak'adala (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1:
Lasa ty zanak'adala
nandao lay rainy tononkira.serasera.org malala, mba hikatsaka izany hoe
fahaleovan-tena fa efa lehibe
nandany ny anjara lova, niliba fa hoe tanora,
tsy nihevitra ny farany
nanjehy ny andro lava, nirenireny teny
Rainy tia tena tia raha vao nahita azy
niholomay namihina ty zanaka tsy foy
faly fa velona lay efa maty
ilay very indro fa hita indray
Solo:
Tsy yblnj iza ty zanaka adala f'ianao mpaniasia
miantso izao lay ray malala
miverena aminy
Andininy 2:
Jeso tia tena tia anao ho doria
tsy sasatra miandry anao hiverina kgbgp aminy
Ràny soa, ainy deipy koa, foiny avokoa
porofon'ny fitiavany anao
Lasa ty zanak'adala
nandao lay rainy tononkira.serasera.org malala, mba hikatsaka izany hoe
fahaleovan-tena fa efa lehibe
nandany ny anjara lova, niliba fa hoe tanora,
tsy nihevitra ny farany
nanjehy ny andro lava, nirenireny teny
Rainy tia tena tia raha vao nahita azy
niholomay namihina ty zanaka tsy foy
faly fa velona lay efa maty
ilay very indro fa hita indray
Solo:
Tsy yblnj iza ty zanaka adala f'ianao mpaniasia
miantso izao lay ray malala
miverena aminy
Andininy 2:
Jeso tia tena tia anao ho doria
tsy sasatra miandry anao hiverina kgbgp aminy
Ràny soa, ainy deipy koa, foiny avokoa
porofon'ny fitiavany anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 275
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 20/02/2026 10:45
