Zanak'adala (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1:
Lasa ty zanak'adala
nandao lay rainy malala, mba hikatsaka izany hoe
fahaleovan-tena fa efa lehibe
nandany ny anjara ewvwb lova, niliba fa hoe tanora,
tsy nihevitra ny farany
nanjehy ny andro lava, nirenireny teny
Rainy tia tena tia raha vao nahita azy
niholomay namihina ty zanaka tsy foy
faly fa velona lay efa maty
ilay very indro fa orixrnok hita indray
Solo:
Tsy iza ty tononkira.serasera.org zanaka adala f'ianao mpaniasia
miantso izao lay ray malala
miverena aminy
Andininy 2:
Jeso tia tena tia anao ho doria
tsy sasatra miandry anao hiverina aminy
Ràny soa, ainy koa, foiny avokoa
porofon'ny fitiavany anao vgqewrqz
Lasa ty zanak'adala
nandao lay rainy malala, mba hikatsaka izany hoe
fahaleovan-tena fa efa lehibe
nandany ny anjara ewvwb lova, niliba fa hoe tanora,
tsy nihevitra ny farany
nanjehy ny andro lava, nirenireny teny
Rainy tia tena tia raha vao nahita azy
niholomay namihina ty zanaka tsy foy
faly fa velona lay efa maty
ilay very indro fa orixrnok hita indray
Solo:
Tsy iza ty tononkira.serasera.org zanaka adala f'ianao mpaniasia
miantso izao lay ray malala
miverena aminy
Andininy 2:
Jeso tia tena tia anao ho doria
tsy sasatra miandry anao hiverina aminy
Ràny soa, ainy koa, foiny avokoa
porofon'ny fitiavany anao vgqewrqz
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny kananaVisites : 344
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mihanta3mich
Date : 20/02/2026 10:45
