Ho mpandresy (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mandrosoa,
Baiko nomena anao
Fa ny Tompo no hitantana
Koa mitsanganà mahereza ianao
Aza manahy vlhrmva f'ho mpandresy ianao
n'aiza n'aiza aleha, izy milaza hoe : Izaho no miady ho anao
Ho mpandresy ianao
n'inona n'inona hanjo, Jesosy no eo aloha: Izaho hanafaka anao
Ho mpandresy ianao
(ry namako misedra sarotra sy mafy tokoa isika, fahoriana ady lahy aretina maro lafy fasahirana miavosa tokoa, kivy isika reraka ny fo very hevitra mafy tapidalakaleha Izaho nefa no tsarovy mbola misy fanantenana ho sruusqac anao dia Jesosy Kristy Ekeo Izy raiso Izy ho Tomponao Jesosy no fanantenana hoantsika Izy efa nilaza manoloana indrindra ireo adinao izaho hiady hoanao fa hianao kosa hangina Mahereza ry namako)
Mahatoky anao aho tsy hiala aminao aho ny fiainako sisa ( Ho an'i Jeso )
Ho mandrakizay
Aza variana raiso izy ao tononkira.serasera.org ampo fa Jesosy irery ( no mpamonjy anao )
Ho mandrakizay
Koa dieny anio atolotro anao, nojbsksg ny hoaviko
sy zay rehetra atao, fa ianao no azo antoka
fa ianao no azo antoka
ka ekeko Ho mandraki---zay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 233
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 24/03/2026 14:10