Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiso (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô nfwf
Raiso aho hanaraka Anao
Fa manolo-tena hanatontosa ny hafatrao
Nefa osa sy malemy ny olombelona
Omeo hery
Tsy hivadika Aminao
Maro loatra ny fandriky ny demony
'Nefa anilanao tanteraka aho
Tsy mahaomby izay atao raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô !
Ampio aho ho tia Anao.
Ry Tompo ô
Mahalala ny zava-drehetra
Fantatrao ny toetrako sy ny kilemako
Raiso aho hoa Anao, hanaraka Anao
Ry Tompo ô
Fiainanay tononkira.serasera.org Ianao
Ary Ianao nbqegv no lalana sy fahamarinana
Hankanesanay yfwvgc any amin'i Ray
Mba tohano izahay tsy handeha irery
Ry Tompo ô
Arovinao izahay.
Raiso aho hanaraka Anao
Fa manolo-tena hanatontosa ny hafatrao
Nefa osa sy malemy ny olombelona
Omeo hery
Tsy hivadika Aminao
Maro loatra ny fandriky ny demony
'Nefa anilanao tanteraka aho
Tsy mahaomby izay atao raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô !
Ampio aho ho tia Anao.
Ry Tompo ô
Mahalala ny zava-drehetra
Fantatrao ny toetrako sy ny kilemako
Raiso aho hoa Anao, hanaraka Anao
Ry Tompo ô
Fiainanay tononkira.serasera.org Ianao
Ary Ianao nbqegv no lalana sy fahamarinana
Hankanesanay yfwvgc any amin'i Ray
Mba tohano izahay tsy handeha irery
Ry Tompo ô
Arovinao izahay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FAMONJENAVangy : 1346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:27
