Mbola be (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gcczvr Mbola be ny tiako hambara
Sy ho lazaina anareo
Nefa izany ankehitriny
Dia tsy hainareo zakaina
Fa rehefa tonga kosa ny fanahy fahamarinana
Izy hitarika anareo amin'ny marina rehetra
Amin'ny marina rehetra
Fiv:
Mino anao izahay fntkrwq ry Jesoa
Fa nambaran'ny fanahy e!
Ee! Misaotra anao izahay e!
Satria izy tsy hiteny
Momba izay mikasika azy
'Zay rehetra nolazainy
Ny ho avy no ambarany
Fa homeny voninahitra aho
Satria izy handray ny avy amiko
Ka izany no hampitainy, hampalalainy anareo
Hampalalainy anareo!
Izay rehetra an'i Raiko, dia fananako avokoa
Ary dia izany indrindra no efa nilazako hoe
Izay rehetra avy amiko bjcobgv tononkira.serasera.org no raisin'ny fanahy
Ka izany no hampitainy, hampalalainy anareo
Hampalalainy anareo !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FAMONJENAVisites : 2312
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:40