Raiso (AKON'NY FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô
Raiso aho hanaraka Anao
Fa tononkira.serasera.org manolo-tena hanatontosa ny hafatrao
Nefa osa sy malemy ny olombelona
Omeo hery
Tsy hivadika Aminao


Maro loatra ny fandriky ny demony
'Nefa anilanao tanteraka aho
Tsy mahaomby izay atao raha cidzqgv tsy eo Ianao
Ry Tompo ô !
Ampio aho ho tia Anao.

Ry Tompo ô
Mahalala ny zava-drehetra
Fantatrao ny toetrako sy ny kilemako
Raiso aho hoa Anao, hanaraka Anao
Ry dfyyebc Tompo ô
Fiainanay Ianao

Ary Ianao no lalana sy fahamarinana
Hankanesanay any amin'i Ray
Mba jtat tohano izahay tsy handeha irery
Ry Tompo ô
Arovinao izahay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AKON'NY FAMONJENA
Hits : 1443
Likes : 0 Like
Created by : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7376