You are here: home > Tononkira > AKON'NY FAMONJENA

(Faneva) Mitsangàna (AKON'NY FAMONJENA)

Mitsangana ianao ka mihazava
F'efa tonga ny Tomponao
Tonga mba hanamafy hery vaovao
Dia ilay Jesoa Tomponao


'Ndreto izahay zandrinao Jesoa
Mitondra ny anaranao
Tanoran'ny AKON'NY FAMONKEN'i Kristy
HitTsiky dia ampyory teny soa


Izahay Jesoa izay najoronao
Mba tantano re sao mania
Ts'isy antenaina hafa tsy Ianao
Tompon'ny fiainanay ety


Tompo ô arovy amin'ny herinao
'Ty tanora najoronao
Ny demony izay fahavalonay
Aza avelanao hamingana.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FAMONJENA
Mpamaky : 204
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tannerk_Ystaf
Tamin'ny : 29/01/2019 10:15:02
ID : 11336

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo