Tapaka ny hevitro (AKON'NY FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tapaka ny hevitro Jesoa
Ny hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao tononkira.serasera.org izay sitrakao.


Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.

Koa manantena nvfrb aho Jesoa
Ny zneqamk handeha mba dwiqgsn ho irakao
Na dia sarotra aza izay atao ô
Vonona izaho handeha.


Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AKON'NY FAMONJENA
Hits : 1370
Likes : 1 Like
Created by : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043