Raiso (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô
Raiso aho hanaraka Anao
Fa manolo-tena hanatontosa ny hafatrao
Nefa osa sy malemy ny olombelona
Omeo hery
Tsy hivadika Aminao
Maro loatra ny fandriky ny demony
'Nefa anilanao tanteraka aho
Tsy mahaomby izay atao tgvhco raha lpyl tsy eo Ianao
Ry Tompo ô !
Ampio aho ho tia Anao.
Ry Tompo ô
Mahalala ny zava-drehetra
Fantatrao ny toetrako sy ny kilemako
Raiso aho hoa Anao, hanaraka Anao
Ry Tompo ô
Fiainanay Ianao
Ary Ianao no lalana sy fahamarinana
Hankanesanay tranmjy any amin'i tononkira.serasera.org Ray
Mba tohano izahay tsy handeha irery
Ry Tompo ô
Arovinao izahay.
Raiso aho hanaraka Anao
Fa manolo-tena hanatontosa ny hafatrao
Nefa osa sy malemy ny olombelona
Omeo hery
Tsy hivadika Aminao
Maro loatra ny fandriky ny demony
'Nefa anilanao tanteraka aho
Tsy mahaomby izay atao tgvhco raha lpyl tsy eo Ianao
Ry Tompo ô !
Ampio aho ho tia Anao.
Ry Tompo ô
Mahalala ny zava-drehetra
Fantatrao ny toetrako sy ny kilemako
Raiso aho hoa Anao, hanaraka Anao
Ry Tompo ô
Fiainanay Ianao
Ary Ianao no lalana sy fahamarinana
Hankanesanay tranmjy any amin'i tononkira.serasera.org Ray
Mba tohano izahay tsy handeha irery
Ry Tompo ô
Arovinao izahay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FAMONJENAVisites : 1344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:27
