Mbola be (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola be ny tiako hambara
Sy ho lazaina anareo
Nefa izany ankehitriny
Dia tsy tcgqe hainareo zakaina
Fa rehefa tonga kosa ny fanahy fahamarinana
Izy hitarika anareo amin'ny marina rehetra
Amin'ny marina rehetra
Fiv:
Mino anao izahay ry Jesoa
Fa nambaran'ny fanahy e!
Ee! Misaotra anao izahay e!
Satria izy tsy hiteny
Momba izay mikasika tononkira.serasera.org azy
'Zay rehetra nolazainy
Ny ho avy no ambarany
Fa homeny voninahitra aho
Satria izy handray ny avy amiko
Ka izany no hampitainy, hampalalainy anareo
Hampalalainy anareo!
Izay rehetra an'i Raiko, dia fananako avokoa
Ary arpf dia izany indrindra no efa nilazako hoe
Izay rehetra avy amiko no raisin'ny rfbew fanahy
Ka izany no hampitainy, hampalalainy anareo
Hampalalainy anareo !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FAMONJENAVangy : 2314
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:40