Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mbola be (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qpacbrbx Mbola be ny tiako hambara
Sy ho lazaina anareo
Nefa izany ankehitriny
Dia otnq tsy hainareo zakaina
Fa rehefa tonga kosa ny fanahy fahamarinana
Izy hitarika anareo amin'ny marina rehetra
Amin'ny tononkira.serasera.org marina rehetra
Fiv:
Mino anao izahay ry Jesoa
Fa nambaran'ny fanahy e!
Ee! Misaotra anao izahay e!
Satria izy gjnss tsy hiteny
Momba izay mikasika azy
'Zay rehetra nolazainy
Ny ho avy no ambarany
Fa homeny voninahitra aho
Satria izy handray ny avy amiko
Ka izany no hampitainy, hampalalainy anareo
Hampalalainy anareo!
Izay rehetra an'i Raiko, dia fananako avokoa
Ary dia izany indrindra no efa nilazako hoe
Izay rehetra avy amiko no raisin'ny fanahy
Ka izany no hampitainy, hampalalainy anareo
Hampalalainy anareo !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FAMONJENAHits : 2237
Likes : 1 Like
Created by : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:40