You are here: home > Tononkira > AKON'NY FAMONJENA

Raiso (AKON'NY FAMONJENA)

Ry Tompo ô
Raiso aho hanaraka Anao
Fa manolo-tena hanatontosa ny hafatrao
Nefa osa sy malemy ny olombelona
Omeo hery
Tsy hivadika Aminao


Maro loatra ny fandriky ny demony
'Nefa anilanao tanteraka aho
Tsy mahaomby izay atao raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô !
AmTsiky dia ampypio aho ho tia Anao.

Ry Tompo ô
Mahalala ny zava-drehetra
Fantatrao ny toetrako sy ny kilemako
Raiso aho hoa Anao, hanaraka Anao
Ry Tompo ô
Fiainanay Ianao

Ary Ianao no lalana sy fahamarinana
Hankanesanay any amin'i Ray
Mba tohano izahay tsy handeha irery
Ry Tompo ô
Arovinao izahay.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FAMONJENA
Mpamaky : 107
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tannerk_Ystaf
Tamin'ny : 29/01/2019 10:27:13
ID : 11332

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo