Mba fantatrao (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fatratrao
Sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany ts'isy fiadanan-tsaina
F'izay hirin'ny fo, sy hevina ho soa
Dia zava-poana tfvzau ihany
Na mamiratra aok'izany
Fa merfpn ny any azo itokiana
Hanome fifaliana tsy hita lany
Tsy iza fa i Kristy
Mba katsaho aloha ny hitoeranao(anatiny ao)
Fa tononkira.serasera.org aza lany andro amin'izao rehetra izao
Mba jereo ny vorona eny an'ala
Izy ireny,
Fa izy ireny tsy mamafy na mijinja
Kanefa dia tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo bkmp no momba sy mitahy.
Sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany ts'isy fiadanan-tsaina
F'izay hirin'ny fo, sy hevina ho soa
Dia zava-poana tfvzau ihany
Na mamiratra aok'izany
Fa merfpn ny any azo itokiana
Hanome fifaliana tsy hita lany
Tsy iza fa i Kristy
Mba katsaho aloha ny hitoeranao(anatiny ao)
Fa tononkira.serasera.org aza lany andro amin'izao rehetra izao
Mba jereo ny vorona eny an'ala
Izy ireny,
Fa izy ireny tsy mamafy na mijinja
Kanefa dia tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo bkmp no momba sy mitahy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FAMONJENAHits : 2164
Likes : 0 Like
Created by : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:22
