Mba fantatrao (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fatratrao
Sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany ts'isy fiadanan-tsaina
F'izay hirin'ny fo, zfyegj sy hevina ho soa
Dia zava-poana ihany
Na mamiratra aok'izany
Fa ny any azo itokiana
Hanome fifaliana tsy hita lany
Tsy iza fa i Kristy
Mba katsaho aloha ny hitoeranao(anatiny ao)
Fa aza lany andro amin'izao rehetra izao
Mba jereo ny vorona eny an'ala
Izy ievfm ireny,
Fa tononkira.serasera.org izy ireny tsy mamafy na mijinja
Kanefa dia tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba zaxk sy mitahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FAMONJENAHits : 2247
Likes : 0 Like
Created by : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:22